|
|
|
|

Entry1  marikoditra
Elementary words  2  marika, hoditra
Part of speech  3  locution
Vocabulary  4  Health
Explanations in Malagasy  5  (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo [1.1]
6  mihorin-koditra noho ny hatsiaka [1.62]
Examples  7  Tsy marary tsy marikoditra ny zanany. [2.470#]
8  Mitotofa re bodofotsy, raha marikoditra fa mbola sahirana aho. [2.285#]
Compound words 

Updated on 2023/06/17