Entry | 1 marikoditra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo 4 [1.62] mihorin-koditra noho ny hatsiaka |
Examples |
5 [2.470#] Tsy marary tsy marikoditra ny zanany. 6 [2.285#] Mitotofa re bodofotsy, raha marikoditra fa mbola sahirana aho. |
Vocabulary |
7 Health |
Elementary words | 8 marika, hoditra |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |