|
|
|
|

Entry1  fandrantsanana
Root  2  rantsana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanapahana rantsana: Amin' ny volana jiona no fandrantsanana ny voaloboka
5  [1.13] fanapahana ny rantsana hanome endrika na hanatsarana ny hazo
Explanations in French  6  [1.13] émondage
7  [1.196] instrument avec lequel on élague ; saison de l'élagage
Vocabulary  8  Economy: agriculture

Updated on 2023/01/20