Entry | 1 mirantsana |
Root | 2 rantsana |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Misy rantsana: Mirantsana fito ity fanaovanjiro ity |
Explanations in English |
5 [1.2] growing out into branches 6 [1.7] to be divided into several arms or branches; to be pruned |
Explanations in French |
7 [1.8] être divisé en plusieurs branches; avoir des branches; être élagué 8 [1.196] être branchu, ramifié |
Examples |
9 Ny Tahony dia malemy, mananika zavatra hafa, tsy mirantsana loatra, tsy misy volo, mamakitratra raahery ny hahavony. [1.357] |
Anagrams | 10 irantsanam, mirantsana, nanatsiram, nisantaram, nisatranam |
Updated on 2023/01/20 |