|
|
|
|

Entry1  ankibe
Elementary words  2  anky, be
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ny rantsana lehibe indrindra amin' ny tanana na ny tongotra
Explanations in French  5  [1.3] le pouce
Examples  6  Na nilefaka aza anefa izy, nasainy nanao taratasy misy filazalazana momba ahy ihany aho, sady nosoniavina io no nasiana lavotondro amin' ny ankibe anankiroa. [2.4#]
7  Ny anky Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436#]
Vocabulary  8  Biology
Other spellings  9  ankihibe
Synonyms  10  ankihibentanana
Compound words 
Holonym 
Co-meronyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word ankibe

Anagrams  20  ankibe, kabine

Updated on 2025/01/21