Entry 1/2 fanondro (tondro)
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Fomba entina manondro, manoro amin' ny tanana
Azo tondroina: Tsy mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo [1.1]

Entry 2/2 fanondro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza ary no lava, ny fanondro sa ny manarapoana? [1.1]
Explanations in English The index finger; lit. the pointer. [1.2]
Explanations in French L'index [1.3]
Examples 
1anefa mijoro teo ihany, nanalava tenda na nanilika azy tamin'ny fanondro miangentsana [1.281]
2ilay olona manompa no manatsofoka ny ankihibehiny eo anelanelan' ny fanondrony sy ny fanondro adalany [1.519]
Vocabulary 
Compound words 
Holonym 
Co-meronyms 

Anagrams 

Updated on 2024/06/18