Entry | 1 ankikely |
Elementary words | 2 anky, kely |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ny kely indrindra amin' ny rantsantanana na ny rantsantongotra |
Explanations in French |
5 [1.66] auriculaire |
Examples |
6 Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436#] |
Vocabulary |
7 Biology |
Other spellings | 8 ankihikely |
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Updated on 2024/12/12 |