|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanondro
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina manondro, manoro amin' ny tanana
Azo tondroina: Tsy mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo
Root  4  tondro

Entry (2/2)5  fanondro
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza ary no lava, ny fanondro sa ny manarapoana?
Explanations in English  8  [1.2] The index finger; lit. the pointer.
Explanations in French  9  [1.3] l'index
Examples  10  [1.281] anefa mijoro teo ihany, nanalava tenda na nanilika azy tamin'ny fanondro miangentsana
11  [1.519] ilay olona manompa no manatsofoka ny ankihibehiny eo anelanelan' ny fanondrony|fanondro sy ny fanondrony|fanondro adalany
Vocabulary  12  Biology
Compound words 
Holonym 
Co-meronyms 

Anagrams  23  fanondro, fondrano

Updated on 2025/01/21