|
|
|
|

Entry1  tanantsotro
Elementary words  2  tanana, sotro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fitoerantsotro mihantona; haron-kely fasiana ny sotro, izay mazàna ahantona eo amin' ny andry afovoan-trano tsy lavitra ny fatana, na eo ambonin' ny fatana mihitsy
Compound words 
Proverbs  6  Proverbs containing the word tanantsotro

Updated on 2024/12/07