Entry |
sotro
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitaovana misy keoka ny atiny ary mivohitra ny ivelany itondrana ny vary na ny rano any am-bava: Misy sotro vy, misy sotro hazo [1.1]
|
Explanations in English | A spoon [1.7]
|
Explanations in French | Cuillère [1.3, 1.8]
|
| Sens général : cuillère. À l'origine on prenait les liquides tout simplement avec certaines feuilles de forme appropriée qu'on jetait après leur emploi.
Quand on a commencé à tailler des cuillères en bois, on a précisé sotro-ravina pour les feuilles ainsi employées.
Cette pratique est tombée en désuétude [1.196]
|
Examples |
1 | Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro
[2.324]
|
2 | Dia mandray sotro ilay vangiana ary mihinana.
[2.472]
|
|
Compound words |
|
|
Entry |
sotro
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fitelemana rano na ranon-javatra; goka; fitrohana rano amin' ny vava ka atelina: Ataovy toy ny sotro ranon' akoho: ny kely azo iandrandrana Enti-milaza ny tokony hankasitrahana an' Andriamanitra amin' izay soa omeny, na dia kely aza [1.1]
|
Explanations in French | Action de boire [1.3]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
sotro
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | Appellation botanique: Phylloxylon [2.612]
|
| [Sakalava]
Nom des bois durs mais à grain fin dans lesquels on taille des cuillères.
Plus spécialement un phylloxylon (Fabaceae)
[1.196]
|
Scientific name | Phylloxylon |
Vocabulary |
Synonyms | ~ ~ |
|