Entry | 1 sotroina |
Root | 2 sotro |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 (rano) Entina ao am-bava na trohina amin' ny vava dia atelina: Sotroy ny fanafody [1.1] |
Explanations in English |
5 to be drunk, to be imbibed [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on boit [1.8] |
Examples |
7 Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy; [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word sotroina |
Anagrams | 13 antsorio, atorosin, atrosino, isotroan, nasoitro, natorosy, nisotroa, nosorita, notrosai, rotsinao, sinaotro, sotroina, torosina, tsorinao, tsoronay |
Updated on 2023/01/20 |