|
|
|
|

Entry1  mpisotro
Root  2  sotro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fatra-pitia misotro toaka na divay
Explanations in English  5  [1.7] a drinker, a drunkard
Explanations in French  6  [1.8] buveur, ivrogne
Examples  7  Mampalahelo anefa fa mpisotro io ramatoa io. [1.369#]
8  Toy ny mpisotro ronono, tsy nanan-katao intsony izy. [2.270#]
9  Ny tena nijaly dia ny mpisotro kafe tsy nahita siramamy intsony; [2.472#]
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word mpisotro

Updated on 2024/12/11