|
|
|
|

Entry1  mpisotro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fatra-pitia misotro toaka na divay
Explanations in English  4  [1.7] a drinker, a drunkard
Explanations in French  5  [1.8] buveur, ivrogne
Examples  6  [1.369#] Mampalahelo anefa fa mpisotro io ramatoa io.
7  [2.270#] Toy ny mpisotro ronono, tsy nanan-katao intsony izy.
8  [2.472#] Ny tena nijaly dia ny mpisotro kafe tsy nahita siramamy intsony;
Root  9  sotro
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word mpisotro

Updated on 2024/12/11