|
|
|
|

Index

Proverbs : sotro

Proverb 1Ampiantany ny ditra ary sotro vato ny nenina. [2.415 #6411]
French translationL' obstination est un mur et le remords une cuiller à mortier. [2.415 #6411]

Proverb 2Ataovy sotro ranon’ akoho: kely azo, andrandraina; be azo, andrandraina. [2.165 #573, 2.653 #310]
Sotro ranon' akoho : kely azo andrandraina, be azo andrandraina. [2.558 #3960]
Sotroranon' akoho, kely azo iandrandrana, be azo iandrandrana. [2.415 #52]
French translationFaites comme les poules quand elles boivent de l' eau: qu' elles en prennent peu ou qu' elles en prennent beaucoup, elles lèvent toujours la tête (comme pour remercier). [2.165 #573]
Une poule qui boit : qu' elle boive peu ou beaucoup, elle lève la tête vers le ciel. [2.415 #52]
French interpretationIl faut remercier Dieu de tous les biens qu' il nous donne, petits ou grands. [2.415 #52]

Proverb 3Aza mila voatsiary ka tandroky ny moka no tadiavin-ko sotro fotsy. [2.558 #778]
Aza mila voa tsy ary : tandroky ny moka, ka "ataoko sotro fotsy". [2.415 #2072, 2.653 #627]
French translationNe cherchez pas un fruit qui n' existe pas et ne demandez pas l'impossible, comme celui qui voit les antennes d'un moustique et dit : avec ces cornes je ferai des cuillers blanches. [2.415 #2072]

Proverb 4Fa ny iray sotro asisika, ary ny iray nila voa tsy ary. [2.653 #877]
Ny iray sotro asisika, ary ny iray mila voatsiary. [2.415 #1223]
French translationL' un est agaçant comme la cuiller qui repique sans cesse dans le plat, l' autre est exigeant au point de vouloir des fruits qui n' ont jamais existé. [2.415 #1223]
French interpretationSe disait des ménages en désaccord continuel. [2.415 #1223]

Proverb 5Kamboty be sotro ka manampatra ny fahoriana. [2.558 #1595]
Kamboty be sotro : manampatra ny fahoriana. [2.415 #1022, 2.653 #1222]
Kamboty be sotro, manampatra ny fahoriany. [2.165 #1903]
French translationOrphelin qui se sert d' une grande cuiller : il ne fait qu' augmenter son malheur. [2.415 #1022]
Un orphelin avec une grande cuiller: il profite de son malheur. [2.165]
French interpretationParce qu' il mange tant qu' il peut. [2.165]
Se disait des prodigues. [2.415 #1022]

Proverb 6Mateti-piavy toa sotro-kely. [1.1]
Mateti-pihavy, toa sotro kely. [2.415 #1655, 2.558 #143, 2.653 #1658]
Mateti-pihavy, toa sotro kely izy. [2.165 #604]
Malagasy interpretationEnti-milaza fialan-tsiny raha toa ka voatery miteny matetika eo amin' ny fivoriana iray. [1.1]
French translationIl revient souvent comme une petite cuiller. [2.165 #604]
Qui arrive fréquemment, comme la petite cuiller qui se porte plus fréquemment à la bouche que la grande parce qu' elle est de moindre contenance. [2.415 #1655]
French interpretationCe proverbe se disait des personnes et des choses. [2.415 #1655]

Proverb 7Matimatim-pitia toa lalitra ka mitsoboka alohan' ny sotro. [2.558]
Matim-pitia toa lalitra ka mitsoboka alohan' ny sotro. [2.165 #1710, 2.974 #448, 1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza izay maimay hanao zavatra ka tsy mahalala izay hahafaty azy akory [1.1]
Enti-milaza ny fahavoazana ateraky ny saina tsy ampy ka maimay mitsoboka atsy sy ary. [1.1]
French translationAveuglé par l’amour, comme la mouche qui plonge avant la cuiller. [2.974 #448]
Mourir par excès d' affection comme la mouche qui se jette dans un liquide avant que la cuillère y pénètre. [2.165]
French interpretationIl s' agit d' un liquide brûlant, du lait ou de la sauce, par ex., dans lequel la mouche se jette et périt. [2.165]

Proverb 8Misotro rano an-tanam-bazo : tsy hetaheta fa angolangola. [2.415 #1417, 2.558 #2420]
Sotro-rano an-tanam-bady: tsy hetaheta fa angolangola. [2.653 #2945]
Sotro rano an-tanam-bazo tsy hetaheta fa angolangola. [2.558, 1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza haitraitra kely mba hamalifaliana ny hafa fotsiny fa tsy zavatra tsy maintsy ilainy akory. [1.1]
French translationBoire de l' eau dans la main d' une amante, ce n' est pas la soif qui vous pousse, mais la passion. [2.415 #1417]

Proverb 9Ny voamena zaton' i dada, ny sotro rano tsy tian' i neny. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza ireo fisahiranan' ny ray aman-dreny amin' ny zanany, ka ny an' ny reny, dia ny mikasika indrindra ny niterahany azy; ny an' ny ray kosa, ny mikasika ny fitadiavam-bola hamelomana azy. [1.1]
Enti-milaza ny fahasahiranana mafy nentin' ny ray sy ny reny amin' ny famelomana, fikarakarana ny zanaka eo amin' ny taona mbola maha-kely azy indrindra. [1.1]

Proverb 10Rafotsibe tia zafy : "Inty ny sotro ho anao ; fa aokaaho hangaron-tanana". [2.653]
Rafotsibe tia zafy : inty ny sotro ho anao fa aokaaho hangaro-tanana. [2.558]
Tahaky ny ataon-dRafotsibe tia zafy hoe : inty ny sotro ho anao anaka, fa aokaaho hangaron-tanana. [2.415 #1935]
French translationC' est comme la vieille qui aime tendrement son petit-fils : prends la cuiller mon enfant, dit-elle, et moi je me servirai de mes mains pour manger. [2.415 #1935]
French interpretationSe disait des grands-parents qui traitaient trop bien leurs petits-enfants. [2.415 #1935]

Proverb 11Raha hanao zavatra, aza manao hoe : " dombo ny angady " ; nefa raha hihinana manao hoe : " maranitra ny sotro " . [2.415 #3966, 2.165]
French translationQuand vous allez au travail, ne dites pas : la bêche est émoussée ; et quand vous allez manger : la cuiller racle bien la marmite. [2.415 #3966]
Quand vous allez labourer, ne dites pas: "La bêche est émoussée" ; pour dire, quand vous allez manger: "La cuillère coupe bien" . [2.165]

Proverb 12Raha tsy ny faladia no mivadika, raha tsy Itasy no iray sotro, tsy avelako tsy ho tonga any aho ! [2.415 #4220]
Raha tsy ny faladia no mivadika, raha tsy Itasy no tonga eran' ny sotro, tsy avelako tsy ho tonga any aho! [2.558 #3674]
French translationTant que ma plante des pieds ne se retournera pas, tant que le lac Itasy ne sera pas dans une cuiller, je ne laisserai pas que d' aller là-bas! [2.415 #4220]

Proverb 13Sotro asisika. [2.415 #6383]
French translationL' obstiné est comme une cuiller qu' on enfonce toujours. [2.415 #6383]

Proverb 14Sotro vokaka, ka ny tsy omby ny kibo aohatra ny loha. [2.558]

Proverb 15Tsabo mararin' Antoby, ka ny marary indray no miandry sotro. [2.558 #4393, 2.165]
Tsabo-mararin’ Antoby: ny marary indray no miandry sotro. [2.653 #3274]
French translationLes malades soignés à Antoby: ce sont eux qui doivent attendre leur tour de saisir la cuiller (pour manger). [2.165]
French interpretationIl n' y a pas assez de cuillers pour tous (malades et bien portants) et ce sont les malades qui doivent attendre. [2.165]

Proverb 16Tsy tia taviny, fa tia sotro-menaka, tsy tia jabora, fa tia fonom-boany. [2.558 #4802]
Tsy tia taviny, ka tia sotro menaka ; tsy tia jaborany, ka tia fonom-boany. [2.415 #4640, 2.653 #3584]
French translationIl n' aime pas la viande grasse, et pourtant il aime à boire de la graisse ; il n' aime pas le lard, et pourtant il aime la graisse qui enveloppe les rognons. [2.415 #4640]
French interpretationFaire des manières. [2.415 #4640]

Index