Entry (1/3) | 1 fotsy |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Teny milaza loko mifanohitra amin' ny mainty, toy ny volon' ny taniravo izany na ny ronono. (Lazain' ny manam-pahaizana fa ny fotsy dia fitambaran' ny loko rehetra; hita porofo izany raha ohatra ka tsinjaraina amin' ny baoritra boribory ny loko fiton' ny avana: volomparasy, angana, manga, maitso, vony, haboka, mena, ka ahodinkodina mafy io baoritra io: loko fotsy no vokatra azo) [1.1] |
Explanations in English |
9 white [Mal. putih and in many Mal. Arch. languages; also maphutu, maphuti, etc.] [1.2] 10 white [1.7] |
Explanations in French |
11 blanc [1.3, 1.82, 1.8] 12 nettoyé [1.82, 1.3] 13 propre [Taisaka] [1.82] 14 fourbi, rendu propre, blanchi [1.3] |
Examples |
15 Kasikety fotsy no teny an-dohany ka manarona ilay lelakomby eo an-tampon-kandriny; [2.470] |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 98 Proverbs containing the word fotsy |
Tables and plates |
99 The Colors |
Entry (2/3) | 100 fotsy |
Part of speech | 101 adjective |
Explanations in English |
102 disregarded, vain, worthless, disparaging [1.2] |
Entry (3/3) | 103 fotsy |
Part of speech | 104 noun |
Explanations in Malagasy |
105 ravinala [Taisaka]
[1.78] |
Explanations in French |
106 ravenale [Taisaka]
[1.82] |
Synonyms | 107 fontsy |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Anagrams | 112 fotsy, tsofy |
Updated on 2024/10/30 |