Entry (1/5) | 1 horaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano]
tanimbary 4 [1.1] Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina, tavy) 5 [1.13] tany tsy afa-drano azo volena |
Explanations in English |
6 [1.7] [Provincial]
a ricefield |
Explanations in French |
7 [1.3] rizières, terrains marécageux, humides 8 [1.8] [Provincial] a rizière 9 [1.13] marécage, marais; sol hydromorphe 10 [1.196] . Rizières sommairement aménagées. Aussi la végétation des sols humides : plantes de marais. [Betsimisaraka] 11 [Taisaka] |
Examples |
12 Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324] |
Vocabulary |
13 Geography: (in general) |
Analogs | 14 heniheny, honahona, zetra |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Entry (2/5) | 19 horaka |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano |
Explanations in English |
22 [1.7] the cries of a crowd |
Explanations in French |
23 [1.3] cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion coassement des grenouilles 24 [1.8] les cris d'une foule |
Vocabulary |
25 Sound |
Derivatives |
|
Synonyms | 31 horakoraka |
Entry (3/5) | 32 horaka |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in Malagasy |
34 [1.1] Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly |
Examples |
35 Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy [2.996] |
Derivatives |
|
Synonyms | 39 horakoraka |
Entry (4/5) | 40 horàka |
Part of speech | 41 adjective |
Explanations in Malagasy |
42 [1.1] mena |
Explanations in French |
43 [1.3] écarlate, vermillion |
Derivatives |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
144 The Colors |
Entry (5/5) | 145 horaka |
Part of speech | 146 noun |
Explanations in Malagasy |
147 [1.78] [Tanosy]
zohy, lavabato |
Anagrams | 148 |
Updated on 2025/01/28 |