|
|
|
|

Entry (1/3)1  fiana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  mena vasobasoka [Taimoro] [1.78]
Explanations in English  4  of a brownish red [Provincial] [1.2]
Explanations in French  5  brun. [Tankarana] [1.19]
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (2/3)104  fiana
Part of speech  105  noun
Explanations in Malagasy  106  hazandrano [Tanosy] [1.78]
107  Karazan-kazandrano maro [1.1]
Explanations in English  108  the name given to certain fish, of which there are the following kinds: fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava, fiantandroka [Provincial] [1.2]
Explanations in French  109  nom de plusieurs espèces de poissons [1.3#167]
Examples  110  Tanànan' ny mpanarato io tanàna kely io, ka lasa ny lehilahy matanjaka nanjono fiana mena any ampovoan-dranomasina lavitra any! [2.499]
Vocabulary  111  Zoology: fishes
Analogs  112  fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava, fiantandroka
Zoonyms 
Phytonyms 

Entry (3/3)115  fi~ana
Part of speech  116  circumfix [Full list]

Anagrams  117  afany, afian, afina, anifa, fania, fi~ana, fiana, iafan, ifana, nafia, niafa

Updated on 2024/10/30