Entry (1/2) | 1 fiantandroka (tandroka) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in French | 3 Manière de se cramponner [aux cornes d'un boeuf] [1.3#668] |
Examples |
4 Izao no anaran' ny fiantandrok' omby : taingim-bozona, fehiloha, befelana, betongoa, ankoatra, kendaroroka, mandrilava, manongotra (samboriny ny tongoben' omby anankiray dia aingany, ka na manao ahoana na manao ahoana no fitroatran' ny omby dia tsy avelany, ka misy mahalavo omby samy irery. [1.437#] |
Updated on 2023/01/06 |