|
|
|
|

Entry (1/2)1  tandroka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra mafimafy toy ny taolana mipoitra eo an-dohan' ny biby sasantsasany toy ny omby, ny osy,... ka ataony fiadiana sy hiarovany tena amin' ny fahavalony
Explanations in English  4  [1.7] a horn
Explanations in French  5  [1.8, 1.13] corne
6  [1.196] Cornes des animaux
Pour les plantes, fruits ayant la forme de cornes : double follicule de nombreuses Apocynaceae
En médecine populaire : nom des ventouses, parce qu'on faisait à l'origine, les ventouses avec la corne évidée d'un boeuf, percée à son sommet.
Examples  7  Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437#]
Vocabulary  8  Zoology: (in general)
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  38  Proverbs containing the word tandroka
Tables and plates  39  Shapes of Cattle Horns
Article  40  Randzavola: tandroka ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)41  tandroka
Part of speech  42  noun
Explanations in Malagasy  43  [1.1] Olona ambony ara-pahaizana na ara-pahefana ka miahy sy miaro ny vahoaka ary mitsangana ho voninahiny: Ianareo foloalindahy no tandroky ny firenena
Examples  44  Ny faherezana hitondra fanjakana no tandroka. [2.48]

Anagrams  45  atondrak, tandroka, tondraka

Updated on 2024/01/18