|
|
|
|

Entry1  tandroka aron' ny vozona
Elementary words  2  tandroka, aro, vozona
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fitenenana ilazana ny olona manana fahefana na harena na fahaizana izay manana adidy koa hamonjy sy hitandrina ny eo akaikiny amin' ny loza mety hahavoa azy

Updated on 2024/12/07