Entry 1/2 |
aro
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Fiarovana [1.78]
|
| Izay rehetra entina mitandrina tsy ho voa, tsy ho simba: Aron' akanjo ~ Tandroka aron' ny vozona ~ Aro riaka [1.1]
|
Explanations in English | A defence, a protection, a rampart, that which gives protection. [1.2]
|
| Protection [1.7]
|
Explanations in French | Protection [1.8]
|
| Protection Bride d'arrêt. [1.13]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
aro
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka]
Roa [1.78]
|
Vocabulary |
Synonyms | ~ |
|