|
|
|
|

Entry1  aro riaka
Elementary words  2  aro, riaka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tatatra atao akaikin' ny voly na ny trano mba handehanan' ny rano mikoriana ka voaro amin' izany ilay voly na ilay trano
Explanations in French  5  [1.3] rigole ou petite digue autour de la maison pour la protéger contre l'eau
Examples  6  Satria nisy ny aroriaka hatrany sahala amin' izany natao, dia mba vita ihany ny teo. [2.4#]
Proverbs  7  Proverbs containing the word aro riaka

Anagrams  8  akorarai, arorakay, aro riaka

Updated on 2025/01/21