|
|
|
|

Entry (1/2)1  aroa
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  ary [Taisaka] [1.78]
4  Milaza toerana somary lavidavitra izay tsy hita fa takona: Hadio aroa andrefandrefana aroa fa hahita vola ao ianao [1.1]
Explanations in English  5  yonder, at that place, but not seen. [1.2]
6  there very far away (not in sight) [1.7]
Explanations in French  7  là-bas [Taisaka] [1.82]
8  là-bas, bien loin, pas visible [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Adverbs :
Analogs  14  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary
Compound words 

Entry (2/2)19  aroa
Part of speech  20  adjective
Explanations in Malagasy  21  roa [Betsimisaraka] [1.78]
Vocabulary  22  Mathematics: arithmetic
Synonyms  23  roay, aro

Anagrams  24  aaro, aora, arao, aroa

Updated on 2023/02/22