|
|
|
|

Entry (1/5)1  atỳ
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra
Explanations in English  4  [1.7] here, not in sight
Explanations in French  5  [1.8] ici, pas visible
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Derivatives 
9  Adverbs :
Analogs  10  ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary
Compound words 

Entry (2/5)12  aty
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany
Explanations in English  15  [1.7] the insides of anything; a room
Explanations in French  16  [1.19] [Tankarana] intérieur
17  [1.3] intérieur, ce qui est au dedans
18  [1.8] l'intérieur, le dedans
Vocabulary  19  Space
Morphology 
20  Simple :
Derivatives 
21  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 

Entry (3/5)50  aty
Part of speech  51  noun
Explanations in Malagasy  52  [1.1] Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona
Explanations in English  53  [1.7] the liver
Explanations in French  54  [1.19] [Tankarana] foie; poumon
55  [1.3] foie
56  [1.8] le foie
Vocabulary  57  Biology
Morphology 
58  Simple :
Compound words 
Proverbs  66  Proverbs containing the word aty

Entry (4/5)67  aty
Part of speech  68  noun
Explanations in French  69  [1.196] La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir atin-kazo#mg.ex. [Merina]
Vocabulary  70  Botany
Phytonyms 

Entry (5/5)73  aty
Part of speech  74  noun
Explanations in Malagasy  75  [1.78] [Betsimisaraka] tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina

Anagrams  76 

Updated on 2025/01/21