Entry (1/3) | 1 etỳ |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin' ny atỳ izay manisikevitra mifanohitra amin' ny any, ary mifanohitra amin' ny eto, izay milaza toerana tokana: Mahasalama ny monina etỳ ambanivohitra (Tiako ny monina atỳ ambanivohitra noho ny any ambonivohitra ~ Tiako ny mitsotsotra eto ambody hazo eto) Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo |
Explanations in English |
4 [1.7] here fairly close (in sight) |
Explanations in French |
5 [1.8] ici assez près, visible |
Examples |
6 Feno azy ireny tety amintsika taloha. [2.117] 7 Moa tsy nisy olona nampiahiahy akory nanatonatona tety? [2.357] 8 Raha nisy filanjana aza tety, tsy navelanay handia tany hianao! [2.324] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 16 ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 18 ety |
Part of speech | 19 Unspecified |
Explanations in English |
20 [1.2#812] primitive root of MEty |
Explanations in French |
21 [1.3#131] racine de MEty |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 24 ety |
Part of speech | 25 adjective |
Explanations in Malagasy |
26 [1.1] Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby: Ety ny lalana taloha ~ Ety kely itỳ efitrano itỳ ka mijaly izahay Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitra ny tena: Ety aho ka mikisakisaha Mafy, sarotra: Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany |
Explanations in English |
27 [1.7] narrow, close |
Explanations in French |
28 [1.8] étroit, serré |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 35 |
Updated on 2025/01/21 |