Entry | 1 mety |
Root | 2 ety |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in English |
4 [1.7] willing; fit, suitable; permitted |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8, 1.5] convenable 6 [1.3] juste qui consent 7 [1.3, 1.8] permis qui convient 8 [1.8] qui veut bien |
Examples |
9 Nanandrana nanao fialana kely i Dada na nangataka andro tamin' itsy sy iroa, fa tsy nety izy. [2.4] 10 Koa izao no hevitra mety [2.324] 11 Fa tsy mety aho, hoy izy [2.48#373] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 28 Proverbs containing the word mety |
Anagrams | 29 mety, mitè |
Updated on 2023/08/11 |