Entry | 1 fetezana |
Root | 2 mety |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] hatsarana, hamarinana: Lazao ahy ny tsy fetezan' izany fiteniko izany fanekena, fitiavana: Noho ny tsy fetezan' ny zandrinao handeha, dia ianao no handeha |
Explanations in English |
5 [1.7] willingness; suitability |
Explanations in French |
6 [1.5] convenance, assentiment 7 [1.8] consentement; qualité de ce qui convient |
Examples |
8 Tsy fetezana hiova amin' izay hevitra efa voalazan' ny tena teo aloha. [2.285] |
Synonyms | 9 fety |
Updated on 2024/12/11 |