|
|
|
|

Entry1  fitiavana
Root  2  tia
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao [1.1]
Explanations in English  5  love, affection, liking [1.7]
Explanations in French  6  amour, affection [1.8]
Vocabulary  7  Emotions
Compound words 
Titles  9  Adidy nandresy fitiavana Tritriva (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
10  Antsam-pitiavana (Razakandraina Jean Verdi Salomon)
11  Fahantrana sy Fitiavana (Rapatsalahy Paul)
12  Fitiavana Tanindrazana Fozaorana (Ravaloson Johary)
13  Ilay fitiavana mpandresy (Rabearivelo Jean-Joseph)
Proverbs  14  Proverbs containing the word fitiavana

Updated on 2023/01/20