|
|
|
|

Entry1  tia
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo
Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza
Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy
Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany
Explanations in English  4  [1.2#6441.7] to love, to like
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] aimer
6  [1.3] affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver
Vocabulary  7  Emotions
Morphology 
8  Simple :
9  Imperative :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Analogs  15  mirona, miraikipitia, miraikipo, mandala, mankamamy, mankafy, mankasitraka
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  44  Proverbs containing the word tia

Anagrams  45  atỳ, aty, ita, tai, tay, tia

Updated on 2023/12/18