|
|
|
|

Entry1  fifankatiavana
Root  2  tia
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitiavana mifamaly [1.1]
Explanations in French  5  l'amour réciproque [1.3#702]
Examples  6  Moa tsy fara fahatsaràna sy fara fahasambarana ny fifankatiavana? [2.296#]
7  Latsaka ny ranomasony nitazana itony fifankatiavana feno morona tokoa. [2.895#]
8  Dia nanao nahandro tsara izy hiarahan-komana hampiseho ny fifankatiavana. [2.293#]
9  Efa volana maro no niaraha-nitoetra ka tsy fifankazarana ihany no nisy tamin-dry zareo roa trano, fa fifankatiavana mafana koa. [1.214]
Proverbs  10  Proverbs containing the word fifankatiavana

Updated on 2023/01/09