|
|
|
|

Entry1  mifankatia
Root  2  tia
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza olona roa na maro izay manana fitia mifamaly: Mifankatiava ihany raha mbola velona aina
Explanations in French  5  [1.107] s' entr' aimer
Examples  6  Fo mifankatia no miara-mifanindran-dàlana. [2.499]
7  Nasehony ny tsy fitovian-drazana, nefa mampaninona moa izany amin' ny fo hampia-mifankatia? [2.499]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mifankatia

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21