Entry | 1 mifankatia |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza olona roa na maro izay manana fitia mifamaly: Mifankatiava ihany raha mbola velona aina |
Explanations in French |
4 [1.107] s' entr' aimer |
Examples |
5 [2.499] Fo mifankatia no miara-mifanindran-dàlana. 6 [2.499] Nasehony ny tsy fitovian-drazana, nefa mampaninona moa izany amin' ny fo hampia-mifankatia? |
Root | 7 tia |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mifankatia |
Anagrams | 13 manatifika, miantafika, mifankatia |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |