Entry | 1 mankasitraka |
Root | 2 sitraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampiseho fahafaham-po noho ny asa vita: Nankasitraka ny zava-bitany ny fanfakana 5 Maneho fihetseham-po mitory fitiavana sy hafaliana noho ny soa noraisina tamin' olona: Mahaiza mankasitraka raha nandray soa tamin' olona 6 Mahatsiahy: Mankasitraka ny soa nataonao izahay [1.1#629] |
Explanations in English |
7 to find pleasing or acceptable; to thank [1.7] |
Explanations in French |
8 approuver; apprécier; témoigner sa reconnaissance [1.8] |
Examples |
9 Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. [2.324] |
Morphology |
|
Analogs | 14 mankamamy, mankatelina, mankafy, mankatoa, tia |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mankasitraka |
Updated on 2023/01/20 |