|
|
|
|

Entry1  mankasitraka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1#629] Mampiseho fahafaham-po noho ny asa vita: Nankasitraka ny zava-bitany ny fanfakana
Maneho fihetseham-po mitory fitiavana sy hafaliana noho ny soa noraisina tamin' olona: Mahaiza mankasitraka raha nandray soa tamin' olona
Mahatsiahy: Mankasitraka ny soa nataonao izahay
Explanations in English  4  [1.7] to find pleasing or acceptable; to thank
Explanations in French  5  [1.8] approuver; apprécier; témoigner sa reconnaissance
Examples  6  [2.324] Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo.
Root  7  sitraka
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  mankamamy, mankatelina, mankafy, mankatoa, tia
Proverbs  13  Proverbs containing the word mankasitraka

Updated on 2024/12/11