|
|
|
|

Entry1  mankatelina
Root  2  telina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandray na manaiky amim-pahafaham-po: Mankatelina izao fandraisanareo izao aho
Explanations in English  5  [1.7] to swallow; to approve; to express thanks for
Explanations in French  6  [1.3#693, 1.8] approuver
7  [1.3#693] agréer, approuver avec satisfaction
8  [1.8] apprécier; témoigner sa reconnaissance
Examples  9  mankatelina, leirainy, hoy ny Andriana ravoravo, Tena volamena ialahy, fa tsy ny korantimà [2.1022#]
10  mankatelina indrindra koa ny tenanay ny R-P Razafintsalama Adolphe, ray aman-dreny sady ara-tsaina no ara-panahy, izay nanaiky hamaky ny boky sy hanao teny fanolorana. [2.606#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :

Updated on 2025/01/20