Entry (1/2) | 1 telina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanakodiavana, fanagorodanana zavatra any an-tenda tsy tsakoina: Atao teli-moka [1.1] |
Proverbs | 4 Proverbs containing the word telina |
Entry (2/2) | 5 telina |
Part of speech | 6 participle |
Explanations in Malagasy |
7 Tiana, ankasitrahana: Tsy teliko ilay teny nataon' ny zokin' ise ahy iny [1.1] |
Explanations in English |
8 swallowed; pleasing, acceptable [1.7] |
Explanations in French |
9 avalé; agréable, agréé [1.8] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 21 alenti, antely, atelin, elatin, lietnà , nateli, nelati, telina |
Updated on 2023/05/31 |