Entry (1/2) | 1 sitraka |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Game |
Explanations in Malagasy |
4 Lalao ifanaovan' ny ankizy izay mifamely tehamaina ny lamosiny avy, eo am-pisarahana, sady mitsoaka [1.1] |
Examples |
5 sitraka sy telina sy mamy ny ataonareo: [2.298] |
Compound words |
|
Proverbs | 7 Proverbs containing the word sitraka |
Entry (2/2) | 8 sitraka |
Part of speech | 9 participle |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
15 Tiana, telina: Sitrakao ve ny handeha miaraka amiko? 16 Fitia, fitiavana, handitra: Mila sitraka loatra amin' ny lehibe izy 17 Teny ampiasain' ny ankizy mba hampirisihana namana iray hiady: Sitraka? lasa leity! [1.1] |
Explanations in English |
18 pleasing; thanks [1.7] |
Explanations in French |
19 agréable, agréé, dont on remercie [1.8] |
Examples |
20 Raha sitrakao, ndeha hijery azy any isika?! [2.470] |
Morphology |
|
Analogs | 24 mamy, telina, fy, lany, ankatoavina, tiana |
Compound words |
|
Anagrams | 27 kitsara, ritsaka, sitraka, tsikara, tsiraka |
Updated on 2023/06/15 |