Entry (1/3) | 1 lany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny rirany amin' ny an-kilany sy ny an-daniny, ny lafiny: Maroni-dany roa io, lelan' antsy io 4 Ny tendrony, ny tendrony farany: Mbola tsy miseho ihany ny lanin' ny tafika ~ Tsy hita lany ny ranomasina 5 Ilany: Ery an-dany andrefan' Ampamarinana no misy anay. [1.1] |
Explanations in French |
6 le bout, l'extrémité d'une chose, un côté ou une partie par rapport à l'autre: Marani-dany roa io lela antsy io (Cette lame de couteau coupe des deux côtés, a deux tranchants) ~ Apetraho eo an-dany atsimon' ny farafara ireo kiraro ireo (Mettez ces souliers du côté sud du lit) Eo an-dany atsinanana ny kianja ny tranoko (Ma maison est du côté est de la place) [1.3] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word lany |
Entry (2/3) | 12 lany |
Part of speech | 13 passive verb |
Explanations in Malagasy |
14 Tapitra, tsy misy intsony: Lany ny vary ao antsompitra 15 Very foana: Lany niandry anao teto ny androko 16 Simba, levona, hanin-javatra: Lanin' ny fositra itỳ voavahy 17 Ampiasaina: Ohatrinona ny vola laninao nanaovana itỳ trano itỳ 18 Tsy misy mijanona noho ny niasana taminy: Mahagaga raha lany sahady ilay pensilihazo novidiko ho anao 19 Baboina: Lanin' ny fanjakana ny hareny 20 Ekena, ankatoavina, azoazo, voafidy: Tsy lanin' ny be sy ny maro ny hevitrao / Lany ho solombavambahoaka Ramasaka 21 Raisina: Lany ho miaramila ny rahalahiko 22 Ekena, raisina: Tsy lany intsony ny vola toy itony 23 Atao mahita faisana, hanina: Raha misy tsy manaraka izany lalàna izany dia lanintsika 24 Tapaka: Lanin' ny mpitsara fa hohelohina folo taona izy [1.1] |
Explanations in English |
25 consumed, devoured, spent, all gone; agreed upon [1.2] |
Explanations in French |
26 dont il ne reste rien, épuisé, perdu, usé, mangé, consumé, confisqué, dépensé, employé 27 accepté, approuvé, qui plait, qui passe 28 réprouvé, rejeté, condamné [1.3] |
Examples |
29 " Dia nosotroiny, hono, ny ron' akoho, ka lany. [2.293] 30 ny saran-dalana sy ny fotoana lany iaraha-mahalala rahateo. [2.470] 31 Nony tonga ny ririna, lany ny mangahazo sy latsakay. [2.472] 32 Haren-danim-bazo (Biens dépensés dans le libertinage) [2.415] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 41 tapitra, ritra, majifa, mafafa, borona, levona, foana, goana, fongana, ringana, mangaka, jabolevona, makiky, ringitra, foan-tanana, madiodio, mangadihady, tsy misy miangana, tsy misy horaotina |
Compound words |
|
Proverbs | 46 Proverbs containing the word lany |
Entry (3/3) | 47 lany |
Part of speech | 48 noun |
Explanations in Malagasy |
49 Fofon' ny hazandrano: Maimbo lanin-trondro 50 Ny kiran' ny hazandrano izay manarona ny tenany 51 ilay zavatra maditidity amin' ny hoditry ny amalona [1.1] |
Explanations in English |
52 a bad smell [1.7] |
Explanations in French |
53 l'odeur du poisson, des caïmans, des canards; les écailles des poissons, la matière visqueuse qui se trouve sur la peau des anguilles [1.3] 54 mauvaise odeur [1.8] |
Derivatives |
|
Anagrams | 56 ilan, lani, lany, lina, nila |
Updated on 2023/06/14 |