|
|
|
|

Entry1  mafafa
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony
Explanations in English  4  [1.2] exhausted, empty, gone
Explanations in French  5  [1.3] raflé, entièrement enlevé
Examples  6  [2.996] ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be.
Root  7  fafa
Analogs  8  madio, majifa, fafam-bolotondro, fafanimondry, lany, lifa, malifa, naiifa, fongana, tapitra, tsy misy miangana

Anagrams  9  afafam, famafa, mafafa

Updated on 2025/01/21