Entry (1/3) | 1 fafa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fanalana ny loto, fanadiovana zavatra na toerana: Ratsy fafa izany trano izany. [1.1] |
Explanations in English |
4 sweeping, cleaning off. See faoka. [1.2] 5 the act of sweeping [1.7] |
Explanations in French |
6 action de balayer [1.3#136, 1.8, 1.82] 7 action d'asperger, d'essuyer [Taisaka] [1.82] 8 (dans toute l'île) (du malais papa : action de balayer). Nom général des plantes dont les tiges ou les rameaux servent à faire des balais. (voir aussi famafa et kifafa). [1.196] |
Examples |
9 Nisento Vololona, dia ny fafa trano no notohizany. [2.529] 10 Nony vita fafa, dia naka omby vositra izy natao sorona, nadaboka teo atsinanan-trano. [2.606] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 19 fafa |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 hazo fisaka [Taisaka]
[1.78] |
Explanations in French |
22 planche [Taisaka]
[1.82] |
Entry (3/3) | 23 fafa |
Part of speech | 24 adjective |
Explanations in Malagasy |
25 badalela [Taisaka]
[1.78] 26 [Antambahoaka] 27 [Antemoro] 28 mibadabada, miambatrambatra [Taimoro] 29 miraikidela [Tambahoaka] [Bara] |
Explanations in French |
30 bègue [Taisaka]
[1.82] 31 qui bégaie. (vava). [Tankarana] [1.19] |
Derivatives |
|
Updated on 2023/09/10 |