Entry | 1 voafafa |
Root | 2 fafa |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in English |
4 swept, cleared off, wiped, cleansed. [1.2] |
Explanations in French |
5 balayé, raflé [1.3#136] |
Examples |
6 Ny fiafarany dia voafafa tanteraka fotsiny izao ny fandikan-dalàna natao. [4.27] 7 Rehefa voafafa ny trano, dia nanokom-bary izy, ka tsy tamin' ny vilany no nandrahoiny, fa tamin' ny tavy. [2.69] |
Synonyms | 8 finafa, nofinafa |
Updated on 2023/01/20 |