Entry (1/2) | 1 mamafa |
Root | 2 fafa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mamaoka, manadio, mifafa [Tanala]
[1.78] 5 Manala ny loto, manaisotra ny potipoti-javatra amin' ny kifafa: Iza no namafa ny tohatra? 6 Mamaoka: Mamafa vilia [1.1] |
Explanations in English |
7 to sweep [1.2, 1.7] 8 to wipe, to clear away [1.2] |
Explanations in French |
9 balayer [1.3#136, 1.8, 1.405] 10 essuyer [1.3#136, 1.8] 11 rafler [1.3#136] |
Examples |
12 Fa angaha ny Vazaha koa mba mamafa lalana? [2.356] 13 Satria mahay mamafa trano tsara Izanany saingy kamo. [2.332] |
Morphology |
|
Synonyms | 18 mifafa |
Analogs | 19 mifafa, manraoka, mifaoka, manala loto |
Entry (2/2) | 20 mamafà |
Root | 21 fafa |
Part of speech | 22 imperative of active verb mamafa [Full list] |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] |
Explanations in French |
24 [1.3] |
Anagrams | 25 amafam, mamafa, mamafà |
Updated on 2023/01/20 |