Explanations in Malagasy | Fiandohan' ny lalan-kanina, izay eo afovoany ambanimbany amin' ny tarehy no misy azy, ary misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy ambany: Ao anatin' ny vava no misy ny lela sy ny nify Faritra misy loaka amin' ny zavatra anankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Vava tafondro Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Vava fery Fiandohana: Vava asa, vava alahamady Fahereza-miteny befahatany: Vavan' olona koa Rasoa iny! Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka ~ Vava soa sakafo fa ny vava ratsy adidy [1.1]
|
Morphology |
Simple : |
vava,
vavako,
vavanao,
vavany,
vavantsika,
vavanay,
vavanareo,
vavan',
vavan-,
vavam- |
Prefixed : |
-bava,
-bavako,
-bavanao,
-bavany,
-bavantsika,
-bavanay,
-bavanareo,
-bavan',
-bavan-,
-bavam- |
|