Entry | 1 indraim-bava |
Elementary words | 2 indray, vava |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 teny kely foana [1.1] |
Explanations in English |
5 just one word; a morsel of food [1.7] |
Explanations in French |
6 une bouchée, une chique 7 figuré: un mot, une parole, un rien [1.3] 8 un petit mot; une bouchée de nourriture [1.8] |
Examples |
9 izay teny indraimbava atao eto, aza tsiny? [2.48] 10 Nangina tsy nisy namaly izy ireo na dia teny indraimbava aza, satria efa nodidian'ny mpanjaka hoe: [2.996] |
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word indraim-bava |
Updated on 2023/08/15 |