Entry (1/2) | 1 indray |
Part of speech | 2 adverb |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
4 Fanindroany: Toa mbola miteny indray ialahy? 5 Mbola vao mainka: Norarany tsy hisotro ny zanany, nefa izy indray no nivongika tavoahangin-java-pisotro avy any 6 Miaraka: Indray nientana izahay rehetra nihoby ireo mahery fonay. [1.1] |
Explanations in English |
7 again, the second time; at times, sometimes; in the second place [1.2] 8 again; in the second place [1.7] |
Explanations in French |
9 encore une fois; de nouveau [1.8] |
Examples |
10 Ho avy indray ny tantara terena. [2.4] 11 I Dada indray no voatendry tamin' izany. [2.472] |
Compound words |
|
Titles |
|
Tables and plates |
22 All the adverbs |
Entry (2/2) | 23 indray |
Part of speech | 24 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
25 [Bara]
[1.78] |
Updated on 2023/05/23 |