|
|
|
|

Entry1  indraindray
Root  2  indray
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  Mahalankalana, tsy matetika: Tonga mitsidika anay indraindray i Dadatoa Rajao [1.1]
Explanations in English  5  sometimes [1.2, 1.7]
6  seldom, infrequent. Reduplication of indray [1.2]
7  off and on [1.7]
Explanations in French  8  parfois [1.3, 1.8, 1.5]
9  de temps en temps [1.3, 1.8, 1.5]
Examples  10  Tonga any amiko izy indraindray. [2.4]
11  indraindray foana izahay vao mba nihinan-kena. [2.472]
Other spellings  12  kindraindray, tsindraindray
Compound words 

Updated on 2023/08/11