Entry | 1 tsindraindray |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Mahalana fa tsy misesy: Mba tonga mamangy anao aty ihany ve ny zanak' anabavinao? -- Tonga tsindraindray izy [1.1] |
Examples |
4 Mitopy tsindraindray amin' I Terezy kely mikodingidingy ny masony ary tsaroany ny mampakatra ny feony mba hampazava tsara ny teniny. [2.470] 5 mino aho fa ho faty mandrakizay ao am-pony ilay avelo nanelingelina tsindraindray ny fahasambarany. [2.471] |
Compound words |
|
Anagrams | 7 nitsidradrany, tsindraindray |
Updated on 2023/08/11 |