Entry | 1 aza ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny olona ilam-pihavanana, ampisehoana faniriam-pisakaizana, nefa izy indray no tsy manotraka firy |
Elementary words | 4 aza, aterana, hira, indray, milaza, tsy, mahay |
Updated on 2025/01/20 |
![]() |