Entry | 1 mahay |
Root | 2 hay |
Part of speech | 3 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Nianatra ka mahafantatra tsara ny momba azy: Mahay marika ny zanako Mahalala: Mahay zavatra betsaka io Rangahy io Afaka mahavita: Tsy mahay ny ratsy Andriamanitra Mahatanty, mahalefitra: Tsy mahay mihafy ny tanora afaka mifampiraharaha, mifankahazo amy..,: Tsy mahay an' io Ramatoa io aho Afaka hifehy: Mahay ny ankohonany tsara Rabe. |
Explanations in English |
5 [1.2] able, clever, competent. It governs the accusative, and it is joined to verbs in the same way as the English can, denoting ability to do a thing. to know, to be able 6 [1.7] able, clever |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.13] savoir 8 [1.3#205] capable, compétent connaître; pouvoir, pouvoir faire, être capable, être compétent, fréquenter, savoir gouverner, savoir conduire 9 [1.8] savoir faire, être capable |
Examples |
10 Mato-tsaina ka mahay mitondra olona ny teraka alahamady; [1.381#] 11 Tsy manana fiadiana sady tsy tia ady no tsy mahay miady. [2.508#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 40 |
Updated on 2025/01/21 |