|
|
|
|

Entry (1/2)1  hahay
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro
Explanations in English  4  [2.233] aye-aye (Daubentonia madagascariensis)
Explanations in French  5  [2.233] aye-aye (Daubentonia madagascariensis)
Vocabulary  6  Zoology: mammals
Other spellings  7  aiay, ahay
Synonyms  8  aingitra
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  86  The Lemurs

Entry (2/2)87  hahay
Root  88  hay
Part of speech  89  future of active verb mahay
Examples  90  Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy! [2.356]
91  Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina? [2.499]
92  Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha. [2.528]

Anagrams  93 

Updated on 2025/01/21